|
. Mbola misy daty disponible novembre, desambra.
. Efa mandray réservation 2023 ho an'ny lanonana , mariazy, Fiançailles, batemy, fivoriam pianakaviqna.
. Efa misokatra ny PISCINE privée ho antsika izay mitady toerana milamina sy tsy be olona . Mandray andavan'andro, weekend, jours fériés. Afaka mitondra baolina basket, misy baby foot.
Misy sakafo afaka alefa commande : Tacos, sandwichs, frites, hamburger, crêpes salées, sucrées.🍔🌮🍟🌯🍹
Afaka mitondra sakafo koa anefa. 🍱
Miantso mialoha 0340816192 ☎️ na Mp .
|