Produits du prestataire

Admin
← Retour au prestataire
+ Ajouter un nouveau produit

Gérer les Produits & Services

Toutes les offres pour ochevaldor

Produit/Service Catégorie Tarification Détails Disponibilité Statut Actions
Location d'Espace - ochevaldor
Salle mariage
Custom
0 Ar
𝗙𝗥𝗔𝗨𝗗𝗘 : 𝗦𝗧𝗬𝗟𝗢 𝗕𝗜𝗖 𝟭𝟭 𝗠𝗜𝗦𝗬 “𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦” 𝗠𝗔𝗡𝗢𝗡𝗧𝗢𝗟𝗢! Mpianatra ho mpisolovava (Droit) iray tao amin'ny Oniversiten'i Málaga tany Espagne no tratra nanao "Fraude" Ny fitaovany? Stylo BIC manga 11 izay noraisiny tsirairay dia nosoratany (gravées) tamin'ny fanjaitra ny lesona rehetra! Ny lalàna momba ny fitsarana (Code de procédure pénale) mihitsy no voadikany teo amin'ilay stylo, Ary nataony majinika kely Ilay soratra amin'ilay stylo. Noho ireto stylo maro be nohetiny ireto no nahatonga ny surveillance ho mailo ny aminy ka dia nahatratra azy. Ka Mazava ho azy fa nogiazana (confisqués) ireo stylo ireo ary tsy maintsy nisy sazy nomena an'ilay mpianatra. Ny soratra eo amin'ilay stylo dia bitika dia bitika tokoa nefa hita tsara sy milamina tsara. Nalaza nanerana Ilay fianarana Ilay stylo no Izany ka dia natao ''vakoka'' tao aminy "Relique universitaire" na zavatra sarobidy mihitsy ity asan'ity mpianatra ity. Gaga ny rehetra hoe: "Nahoana no tsy nianatra lesona fotsiny ranamana fa lany
Date
1 événement/jour
Draft
Voir Modifier