Détails du produit
Prestation Photographie & Vidéo - Aody e !
Photographe
Custom
0 Ar
Draft
Aody e ! Vonona ve ianareo ? Inty ilay zavatra nomaninay tao anatin'izay fotoana elaela izay. Ilay hoe 𝗧𝗶𝗮 𝗠𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮 e ! Faly izahay Voice for Light sy ny Vondrona Fototra Laika ao amin'ny FJKM Ambanilalana Finoana manasa anao ny Sabotsy 22 sy Alahady 23 Aprily ho avy izao. 22 ᴀᴘʀɪʟʏ eo amin'ny Kromatik Horizon Itaosy amin'ny 3 ora hariva, hiarahana amin'ny New Called - Madagascar Christian Ministry ; 23 ᴀᴘʀɪʟʏ eo amin'ny arabe manoloana ny FJKM Ambanilalana Finoana amin'ny 3 ora sy sasany, hiarahana amin'ny TGC Officiel Hey, mety hisy groupe sy artiste surprise ve ? Tongava anie dia ho hitanao e !!! 𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝘃𝗶𝗱𝗶𝗺-𝗽𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 io an, fa manentana anao izahay hitondra izay zaka sy vitanao ; mety ho PPN, akanjo, lamba, couches, rononon-jaza, Fortimel, vola na izay efa tsy miasa aminao intsony ka hahasoa ny hafa. 𝗜𝘇𝗮𝘆 𝘃𝗼𝗮𝗮𝗻𝗴𝗼𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝘁𝗼𝗹𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗲𝗻𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗸𝗶𝘇𝘆 𝘀𝗮𝗵𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗺𝗽𝗮𝗻'𝗮𝘀𝗮 𝗦𝗼𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗦𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗛𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝘀𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗿𝘆 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗽𝗲𝗷𝗶𝗻'𝗻𝘆