|
Voninahitra ho anay ny nisafidianan’izy ireo anay nankalaza ny 35e anniversaire an’ny mariagen’izy ireo. Mankasitraka indrindra tompoko. Ho lamban’akoho tokoa.
Mbola Faly miarahaba anareo hatrany izahay .
Mr Rampanarivo❤️ Mme Lydia
21/01/2023
Espace DINANOM Fenoarivo
#cocktaildebienvenue
#buffetmariage
🏵️🌼🌺🌹💐🏵️🌼🌺🌹💐🏵️🌼🌺🌹💐
HO ANAO MITADY SERVICE TRAITEUR AZO ANTOKA SY MATIHANINA @ IZAO FETY IZAO.
🌼🎀🌼🎀SERVICE TRAITEUR PASSIONNÉS🌼🎀🌼🎀
Mikarakara ny sakafo amin'ny lanonana rehetra. #Mariage, #fiançailles, #baptême, #anniversaire, #séminaires, #sortiedepromotion... Buffet, semi buffet, menu servi, cocktail déjeunatoire ou dînatoire na sakafo miaraka amin'ny fianakaviana koa.
Manasa anao hitsidika ny page ahitanao ny asanay. Photo réelles avokoa.
Afaka manao main d'œuvre fotsiny koa izahay.
Manasa anao hitsidika ny page #LESPASSIONNES
Aza misalalasala miantso na mandefa MP fa faly izahay mandray anao.
Contact : 0343652514- 0346777201
#sakafomariazy
#buffetmariage
#buffet
#sakafo
#cocktails
|