Détails du produit

Admin
← Retour aux produits

Location d'Espace - Soa Fonenako

Salle mariage

Custom

0 Ar

Draft

Ity misy recette matsiro be , azo atao entrée Oeufs mimosa aux crevettes & paprika Ho an'olona 4 izy ity fa afaka adaptenareo Ingrédients : Atody 6 Crevettes décortiquées – 12 petites Mayonnaise 3 sotro fihinana Sira 1 tsongo Paprika doux 1 sotrokely Tongolo maintso Moutarde douce 1 sotrokely ( tsy voatery ) Andao ary ho karakaraina amin'izay eh Ampangotrahina 10 minitra ny atody dia avy eo lomana rano mangatsiaka . Voasana avy eo dia zaraina 2 ka esorina ny jaune d'œuf Potserina anaty bol avy eo ilay jaune d'œuf dia ampiana mayonnaise sy sira ary paprika sy moutarde . Afangaroy tsara an Tetehina majinika ny tongolo maintso dia alefa ao amin'ilay fangaro teo aloha ny sasany Alaina amin'izay ilay blanc d'oeuf dia fenoina amin'ilay atiny nataontsika teo . Somary endasina 2 minitra amin'ny menaka kely ilay crevette dia avy eo atao eo ambonin'ilay œuf mimosa Verenana ampiana tongolo maintso atao décoration Mmmmm , iza no hanandrana ? #AkanySoafonenako #ServiceTraiteur #Recette

Photos (0)

Aucune photo pour ce produit pour le moment.

Actions

Modifier le produit

Infos produit

Créé le
15/02/2026 17:54
Dernière mise à jour
15/02/2026 17:54
Prestataire